8 MARTSA 2020 : NANOME VONINAHITRA NY VEHIVAVY MPIRAY TANINDRAZANA AMINY NY FILOHA

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 20 окт 2024
  • Fikambanam-behivavy avy amin'ny sehatra maro manerana ny lafivalon'ny Nosy no tonga nankalaza ny andron'ny 08 martsa teto Toliara. "Izaho sy Ianao, isika rehetra miombon’andraikitra hisitrahan’ny vehivavy ny zony » no lohahevitra nosafidiana nankalazana izany tamin'ity taona ity. Fotoana izay nanomezan-dRamatoa Mialy Rajoelina voninahitra sy haja ny vehivavy mpiray tanindrazana aminy tsy an-kanavaka.

Комментарии • 2